Jean Emilien’s biography, net worth, fact, career, awards and life story

Intro Malagasy musician
Is Musician 
From Madagascar 
Type Music 
Gender male

I Jean Emilien dia mpihira, mpamoron-kira ary mpitendry zavamaneno malagasy. Teraka tamin’ny volana Septambra 1963 tao Fianarantsoa. Malaza amin’ny fitendrena gitara na kabosy miaraka amin’ny farara i Jean Emilien.

Zava-bita

Tompondaka eran-tany amin’ny fitendrena farara izy tamin’ny fifaninanana “Hohner 91” tany Detroit.

Raki-kira

  • «Hey Madagascar»
  • «Ezaka»
  • «Miandraza»
You May Also Like