| Intro | Malagasy journalist, radio host and blogger |
| Is |
Journalist Radio personality Internet personality Blogger |
| From | Madagascar |
| Type |
Film, TV, Stage & Radio Internet Journalism |
| Gender | male |
| Birth |
23 September 1991, Antsohihy, Antsohihy, Sofia Region, Madagascar |
| Age | 29 years |
| Star sign | Libra |
|
Florent Bezara
|
||
| Ankapobeny |
||
| Anarana | Florent Bezara | |
| Teraka | 23 Septambra 1992 | |
| Fiaviana sy ny andraikitra |
||
| Firenena | Madagasikara | |
| Karazana | Malagasy | |
| Asa : | Mpanao gazety Mpanentana | |
| Asa hafa | Blaogy, | |
| Fiainana manokana |
||
| Tranokala | Tranokala Ofisialy | |
I Bezara Roussel Florent na antsoina hoe Florent Bezara dia Mpandrindra rindran-kajy Malagasy na antsoina hoe “Développeur d’application Web et mobile” raha amin’ny teny frantsay. I Bezara Florent no namorono sady mpitantana ny Orinasa iray antsoina hoe Gasy Coder, nanomboka ny taona 2016 hatramin’izao. Teraka tamin’ny 23 Septambra 1992 tao Antsohihy izy.
Ny fiainany manokana
I Florent Bezara, zanak’i Florent Arsène sy Rasoananto Seth. Mpianatra ao amin’ny Oniversite Mahajanga nanomboka tamin’ny taona 2010 izy.
Jereo koa
- Biôgrafia
Tsiahy
Portal an’i Madagasikara